|
|
|
|

Teny iditra1  soamalondona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaniry mitovitovy amin' ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony mampivalana, ataon' ny olona famonoam-boalavo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de soamalo et dona : coup, choc violent ; allusion à l'emploi du tubercule frais, en topique sur les coups, pour éviter les hématomes ; il faut prendre garde à sa toxicité et ne pas l'employer en cas de lésions ouverte). Euphorbia primulifolia Baker (Euphorbiaceae). Même emploi que soamalo comme mort-au-rat naturelle. On l'appelle encore tangemboalavo, c'est-à-dire : poison des rats (les deux noms sont cités par Malzac). [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry
Tovy hevitra  6 soamalondoka
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08