| Entrée | 1 sokera | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina Fanodidinana toerana na tanàna Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a carpenter's square [1.7] | 
| Explications en français | 5   équerre de charpentier [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 4 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 16 sokera, 17 sorake, 18 Soreka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |