|
|
|
|

Teny iditra1  solilana
Fototeny  2 solila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao manjary misompirana, solarana mba hanjary misolampy: Nahoana no nosolilanao ity hazo ity ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on chanfreine, qu'on met on pente, en talus, en biais, en biseau [1.3#623]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08