|
|
|
|

Teny iditra1  songonana
Fototeny  2 songona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ihoarana: Nosongonan' ny soavalinao ny soavaliko ka lasa faharoa
5 Sosohana: Nosongonan' ny rahalahinao aho ka tsy azoko ilay asa nokendreko
6 Tapahina, tsatsaingohina: Aza songonanao ny teniko [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08