|
|
|
|

Teny iditra1 sorena
Fototeny  2sory
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Azon' alahelohelo miaraka amin' ny fahadisadisana: Sorena foana izy hatramin' ny nahalasanan' ny zokiny [1.1]
Ohatra  5 Sempotsempotra sy sorena kosa I Katy andanin' izany. [2.470]

Fivaditsoratra  6 serano, 7 sonera, 8 sorena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12