|
|
|
|

Entrée1  soritana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  soritra
Explications en malgache  4  [1.1] Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko
Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo
Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay
Explications en anglais  5  [1.7] to be carved or engraved
Explications en français  6  [1.8] qu'on trace, grave, sculpte
Exemples  7  [2.48] soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany.
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés 

Anagrammes  13 anatsiro, 14 anatsory, 15 asatrony, 16 asitrano, 17 atrosina, 18 isantaro, 19 itrosana, 20 itsorana, 21 rañaotsy, 22 ranitsoa, 23 sanatrio, 24 Sarônita, 25 sinaotra, 26 soritana, 27 Tiranosa, 28 torin' asa, 29 trosaina

Mis à jour le 2025/09/12