|
|
|
|

Teny iditra1  soritra mirahalalina
Singan-teny  2 soritra, 3 mira, 4 halalina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 biloka hita eo amin'ny sarintany milaza fa mitovy ny halalin'ny faridranomasina izay lalovany. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 courbe bathymétrique. [1.13]
Voambolana  8  Haitoetany: soridrefitany
Tovy hevitra  9 tsipi-mirahalalina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11