| Entrée | 1 soronina |
| Radical | 2 sorona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be tended (of a fire) [1.7] |
| Explications en français |
6 action d'attiser le feu; qu'on attise [1.8] |
| Exemples |
7 Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 12 sinorona, 13 soronina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|