|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taenimpolo |
| Singan-teny | 2 enina, 3 folo |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza ny isa tsy mba mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombony fa tsienimpoloenimpolo; ohatra: 1 ora = 60 minitra, 1 minitra = 60 segondra
6 ora 7 segondra [1.1] 8 isa mandeha tsienimpolo tsienimpolo [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 sexagésimal
[1.13] |
| Voambolana | 10 Matematika: rafitrisa |
| Tovy hevitra | 11 tatsiotampolo, tatsotampolo, tsi-60-60 |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|