Entrée | tafo | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano) Razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano). [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | A roof [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Le toit, la couverture du toit [1.3] | |||||||||||||||
Toit [1.8, 1.13, 1.5] | ||||||||||||||||
Couverture [1.13, 1.5] | ||||||||||||||||
Toiture [1.5] | ||||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Toponymes |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tafo | |||||||||||||||
Anagrammes | fato, fota, tafo |
Mis à jour le 2023/08/21 |