| Entrée | 1 tahafina | 
| Radical | 2 tahaka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be imitated [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on imite [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 11 fahatany, 12 fahitana, 13 fitahana, 14 tahafina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |