| Entrée | 1 tahirizina | 
| Radical | 2 tahiry | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tahiriziko hataoko vatsy ireto vola ireto raha mandeha aho Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 9 tehirizina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |