|
|
|
|

Teny iditra1 takepake
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 harona na tanty kely mifatotra eny am-balan'ny mpanihika fametrahana ny trondro azo: Mitondrà takepake fa hanihike sady hidingo hantsirana ( mitondra haronkely ny trondro azo) [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12