|
|
|
|

Teny iditra1 tambanana
Fototeny  2tambàna
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana zavatra hisakanana tambana: Matetika taloha ny zavatra nokinasa notambanana valala manatody, fa "raha indrindra ho lavo ihany, aleoko mba ho lavo amin' akondro", hoy ny Ntaolo [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02