|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tana-
Partie du discours  2  forme morphologique de tanana

Entrée (2/3)3  tana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  [1.1] Tazona, fihina, geja amin' ny tanana
Explications en anglais  6  [1.2]
Explications en français  7  [1.3#664] Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes)
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 

Entrée (3/3)23  tana
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  [1.78] [taña] tanalahy, tana: Mañano dian-tana [Tanala]
26  [1.1] Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe
Explications en anglais  27  [1.7] a chameleon
Explications en français  28  [1.8] caméléon
Tous les mots composés 
Vocabulaire  33  Zoologie: reptiles, amphibiens
Analogues  34  kamaitso, kamora, kamarabe, soamarandrana
Proverbes  35  Proverbes contenant le mot tana
Article  36  Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Mis à jour le 2025/09/13