| Entrée | 1 tananivoho | 
| Mots élémentaires | 2 tanana, 3 ivoho | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho [1.1] | 
| Exemples | 6   Ny tafokazo sy ny tananivoho sisa misy manao ankehitriny
[1.437#] 7 Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. [2.436#] | 
| Vocabulaire | 8 Coiffures | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |