|
|
|
|

Teny iditra1 tandrobalala
Singan-teny  2tandroka, 3valala
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny ilazana karazan-tandrok' omby mahitsy miendri-tandro-balala somary miondrika any aloha [Merina, Betsileo] [1.1]
Voambolana  6 Toe-karena: fiompiana
Tsanganana sy sary iray takila  7 Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12