| Entrée (1/2) | 1 tangala | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   tehina [Tambahoaka]
 [1.78] | 
| Explications en français | 4   bâton [1.6] | 
| Exemples | 5   Rehefa izany dia mifanatona sy mifampidinika ny Fokonolona dia ny Lohandry na Andriambaventy solon-tenan' ny fokom-pianakaviana, ny mpitana ny tangala ary ny Fivorian' ny Mpanjaka.
[2.508#] | 
| Tous les mots composés | 6 tangalamena | 
| Entrée (2/2) | 7 tangala | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en français | 9   pince des crabes, des camarons, des écrevisses [Tanala]
 [1.6] | 
| Vocabulaire | 10 Zoologie: (en général) | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |