|
|
|
|

Teny iditra1 tanik' orana
Singan-teny  2tanika, 3orana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 andro migaingaina toa manempotra manambara orana ho avy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 temps lourd, suffocant qui précède l'orage [1.3]
Voambolana  7 Haitoetrandro

Fivaditsoratra  8 akorantany, 9 anakitrano, 10 anakotrany, 11 ikotranana, 12 tanik' orana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12