|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tanim-boanjo |
| Singan-teny | 2 tany, 3 voanjo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 (toute l'île) (de tany : terre, terrain ; et voanjo). Terre où l'on pratique une culture épuisante mais pour une courte durée seulement.
6 Par extension : concession territoriale ; colonie. [1.196] |
| Ohatra |
7 Ankay : tanimboanjo.
[2.508]
|
| Voambolana | 8 Toe-karena: fambolena |
| Tsipelina hafa | 9 tani-voanjo |
| Fivaditsoratra | 10 amboninjato, tanim-boanjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|