| Entrée | 1 tanisa | 
| Radical | 2 isa | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a game of jacks involving counting [1.7] | 
| Explications en français | 6   jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Vocabulaire | 16 Jeu | 
| Anagrammes | 17 antsay, 18 atsany, 19 tanisa, 20 tsiana | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |