| Entrée | 1 tanora | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   young, immature; light in color; young people [1.7] | 
| Explications en français | 5   jeune; de couleur claire; jeune gens [1.8] | 
| Exemples | 6   Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany.
[2.324] 7 Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 9 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 17 anotra, 18 atrano, 19 naotra, 20 noatra, 21 rotana, 22 tanora, 23 tarona, 24 torana | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |