|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  taolambalo
Singan-teny  2 taolana, 3 valo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the eight bones; i.e. the humerus and radius, and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to Imerina for burial when a person dies in a distant part [1.2]
7 Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras, le fémur et le tibia des deux jambes (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille). [1.3]
9 Les ossements d'un défunt mort au loin, qu'on ramène dans le tombeau familial. [1.5]
10 Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial. [1.8]
Ohatra  11  olona izy, ka ravo fa tsy hadinon' ny taranany, faly fa tsy very taolambalo [2.5#79]
12  na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296]
13  saingy efa tonga havan-tsy mahafoy ka hiray taolambalo aminay ao amin' ny fasan-drazanay koa rahatrizay maty. [2.643#197]
Voambolana  14  Finoana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  16  Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  Taolambalo
Singan-teny  18 taolana, 19 valo
Sokajin-teny  20  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  21 Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy  22  . 1999. Takila: 159.

Fivaditsoratra  taolambalo, Taolambalo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13