| Entrée | 1 tapatapahina | 
| Radical | 2 tapatapaka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Exemples | 4   Dia tapatapahina ny tongotr' omby, dia atao amy ny vilany lehibe, dia tanehina atao be rano:
[2.48] 5 tapatapahin' ny miaramila ny mofo diapina, haroniny tanana ny vary an-dovia, tsabahiny toy izany koa ny kafe na ranon' ampango. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |