|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tapika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Haiendriteny 
4 Tsotra :
Tovy hevitra  5tapiny
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)7 tapika
Fototeny  8pika
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  19 Kilalao

Teny iditra (3/3)20 tapika
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  24 tapika, 25 tipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11