| Entrée | 1 tatahana | 
| Radical | 2 tataka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be slit open [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on fend, qu'on entaille en longueur [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |