|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tati-bolana |
| Singan-teny | 2tatitra, 3volana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fitondrana teny any amin' ny lehibe (na ray aman-dreny na mpampiasa...) momba ny zavatra tsy tsara nataon' ny hafa tany an-katakonana mba hamelezana azy [1.1] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|