| Entrée | 1 tebahina | 
| Radical | 2 tebaka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Esoina, haratsiana, kianina: Tsy zakako mihitsy ny nataony fa notebahiny teo imason' ny olona teo aho Atao tsinontsinona, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina: Izao no todin' ny nataonao fa notebahinao ny anatra natao anao [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |