| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tebiteby | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 apprehension, fear and trembling [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 appréhension, inquiétude; trouble [1.8] | 
| Ohatra | 
6 Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe:
[2.470] 
 7 Hoy aho feno tebiteby. [2.471] 8 Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna. [2.472]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Voambolana | 14 Ontam-po | 
| Fivaditsoratra | 15 betibety, 16 tebiteby | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 | 
 |