|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tefy manta |
| Singan-teny | 2tefy, 3manta |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fanefena vy izay tsy nodorana fa novelezina amin' izao; enti-milaza taozavatra natao izay hahavitana azy fotsiny, tsy misy vidiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 careless or unskilled work [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 travail négligent [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|