| Entrée | 1 tetibola | 
| Mots élémentaires | 2 tetika, 3 vola | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en français | 5   budget [1.13] | 
| Exemples | 6   Sehatry ny tetibola voafehy ao anatin' ny fitantanana ny volam-panjakana.
[1.384#] 7 Tsapa anefa fa nanomboka tamin' ny Repoblika fahatelo, dia voafetra ho andro vitsivitsy ny ady hevitra momba ny tetibola. [4.27#] | 
| Vocabulaire | 8 Economie: finances, gestion | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |