|
|
|
|

Teny iditra1 tia kely
Singan-teny  2tia, 3kely
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 kahihitra sy fetsifetsy ka na zavatra tsy dia inona akory aza dia tetehiny ho azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 stingy, avaricious, niggardly
figuratively: a bad disposition [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 ladre, avare, chiche, qui vole de petites choses en secret [1.3]
Tovy hevitra  8tiatia kely

Fivaditsoratra  9 taikely, 10 tia kely

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12