| Entrée | 1 tiavina | 
| Radical | 2 tia | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 9 tiana | 
| Anagrammes | 10 tiavina, 11 vitaina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |