|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tinombana |
| Fototeny | 2 tombana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voatombana, notombanana, novinavinaina ny tokom-bidiny: Notinombana ny vidin' ilay tanimbary ka hay tsy takatry ny vola
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 évalué
[1.3#718] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9 voatombana |
| Fivaditsoratra | 10 mibontana, tinombana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|