|
|
|
|

Teny iditra1  tinozo
Fototeny  2 tozo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tozoina, atao iaretana eny ihany: Notinozony ihany ny asa efa natombony na dia teo aza ny olana maro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on a continué lentement malgré les difficultés [1.3#738]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voatozo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08