Entrée | 1 tofintofina |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tofina |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka). |
Dérivés |
|
Synonymes | 18 tofina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |