|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tohaina |
| Fototeny | 2toha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sakanana: Tohay tsy hiditra ireo olona ireo fa mbola tsy vita ny fiomanantsika Toherina: Tsy azo tohaina ny rano mahery [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be prevented, to be resisted [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on empêche, à qui on résiste [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 tohaina |
| Fototeny | 12toha |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Tadiavina (haza, remby) [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 19 anatohy, 20 atohina, 21 atonahy, 22 hotaina, 23 ihantao, 24 ihotana, 25 itohana, 26 tahoina, 27 tohaina, 28 tohiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|