| Entrée (1/4) | 1 tohana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a support, a prop [1.7] | 
| Explications en français | 5   support, soutien [1.3, 1.8] 6 étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon figuré: opposition, assistance, secours, protection, défense [1.3] | 
| Exemples | 7   fa raha ataonao tsara tohana ireny, tsy mba haniry haolo ianao.
[2.298#53] 8 Nahazo tohana betsaka tamin' ireo Zanamalata (na metisy) namany koa izy. [2.508#253] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 23 10 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/4) | 24 tohana | 
| Partie du discours | 25 nom | 
| Explications en malgache | 26   Tsy fivalanana [1.1] | 
| Entrée (3/4) | 27 tohana | 
| Partie du discours | 28 nom | 
| Explications en malgache | 29   tohotra, nonon'omby [Tambahoaka]
 [1.78] | 
| Entrée (4/4) | 30 tòhaña | 
| Partie du discours | 31 nom | 
| Explications en malgache | 32   fefy [Sihanaka]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 33 ahanto, 34 hantao, 35 hatona, 36 hotana, 37 tahona, 38 tanaho, 39 tohana, tòhaña | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |