|
|
|
|

Entrée1  tohinina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tohina
Explications en malgache  4  [1.1] Kasihina kely: Aza tohininao aho fa manoratra
Exemples  5  [2.472#] Tsy maintsy tohinina foana io fery maharary anay rehetra io.
6  [2.285#] ary tsira-pahazavana no mananika ny tendro amam-batan' ny Tanàna, sady vonona hanohitra ny farasisan' ny ririnina mihamihintsana tohinina.
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot tohinina

Anagrammes  13 ihantony, 14 tohinina

Mis à jour le 2025/09/12