|
|
|
|

Teny iditra1  tomamotamo
Fototeny  2 tamotamo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Vonivony tanora mahafinaritra, tahaka ny volon' ny tamotamo. [1.1]
Ohatra  5  tsy misy volo tomamotamo eo, ary tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, [2.996]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02