| Entrée | 1 tombom-barotra | 
| Mots élémentaires | 2 tombo, 3 varotra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra [1.1] 6 [tombombarotra] ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana [1.13] | 
| Explications en anglais | 7   profit [1.7] | 
| Explications en français | 8   bénéfice [1.8] 9 [tombombarotra] bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation [1.13] | 
| Exemples | 10   Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa.
[4.27#] | 
| Vocabulaire | 11 Economie: finances, gestion | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |