|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tompo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina
Explications en anglais  4  [1.7] master, owner; sir
Explications en français  5  [1.8] maître, propriétaire
Morphologie 
6  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  21  37 mots contenant tompo
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot tompo
Article  23  Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)24  Tompo
Partie du discours  25  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  26  [2.996] Lord
Explications en français  27  [2.996] Seigneur
Tous les mots composés 
Vocabulaire  29  Ecritures Saintes
Article  30  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo

Anagrammes  31 Tompo, tompo

Mis à jour le 2025/09/13