Entrée (1/4) | 1 tonaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana |
Dérivés |
|
Entrée (2/4) | 6 tonaka |
Partie du discours | 7 adjectif |
Explications en malgache |
8 [1.1] Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! |
Tous les mots composés |
|
Entrée (3/4) | 10 tonàka |
Partie du discours | 11 adjectif |
Explications en malgache |
12 [1.1] Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. |
Dérivés |
|
Entrée (4/4) | 16 tonaka |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en français |
18 [1.196] (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Betsileo]
|
Vocabulaire | 19 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 20 antoka, 21 kantao, 22 katona, 23 kotana, 24 takona, 25 tanako, 26 tokana, 27 tonaka, tonàka |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |