| Entrée | 1 tonizianina | 
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   Tunisian [3.1] | 
| Explications en français | 5   tunisien, tunisienne [3.1] | 
| Vocabulaire | 6 Géographie: pays, peuples | 
| Analogues | 7 tonizia | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |