|
|
|
|

Entrée1  tonohoka
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tohoka
Explications en malgache  4  [1.1] Voatohoka, notohofana, nasiana kitay betsaka (eo am-patana): Notonohok' Ikoto kitay betsaka ny fatana
Ampanakekezina ny vava: Notonohony vava ny fantsakana ka tsy faly ny olon-drehetra
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Mis à jour le 2025/09/12