| Entrée | 1 toriteny | 
| Mots élémentaires | 2 tory, 3 teny | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en anglais | 5   preaching; a sermon [1.7] | 
| Explications en français | 6   sermon [1.3, 1.8] 7 discours [1.3] 8 prédication [1.8] | 
| Exemples | 9   Fa raha ny toriteny kosa dia tsy nisy azonay ankizy.
[2.356] 10 Ary tsy nisy toriteny natao, fa ny ray aman-dreny vitsy vitsy, no nangatahina handaha-teny fohy fohy avy: [2.59] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 12 fitorian-teny | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |