| Entrée (1/2) | 1 tosaka | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany Miparitaka eo am-pahavakiana Tapaka. [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Entrée (2/2) | 19 tosaka | 
| Partie du discours | 20 nom | 
| Explications en malgache | 21   refin-kadirin-drano mikoriana isan-tsegondra amin'ny metatra toratelo amin'ny vavarano na toerana iray amin'ny renirano [1.13] | 
| Explications en français | 22   débit [1.13] | 
| Anagrammes | 23 akotsa, 24 atsako, 25 atsoka, 26 tosaka, 27 tsaoka, 28 tsoaka | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |