| Entrée | 1 tovina | 
| Radical | 2 to | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Tanterahina: Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [1.1#967] | 
| Explications en français | 5   qu'on accomplit, qu'on agrée [1.3#704] | 
| Exemples | 6   Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin' izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tovina izay nanampy na nalana.
[2.996#20.8.30] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 11 Tanivo, 12 tavony, 13 tôvany, 14 tovina, 15 vatony | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |