| Entrée | 1 tovonana | 
| Radical | 2 tovona | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Ampiana avy eo ambony: Tovony ny tranonao fa iva loatra [1.1] | 
| Explications en français | 5   à quoi on ajoute [1.3] | 
| Exemples | 6   ka izay efa vita dia tovonana ihany.
[2.347] 7 Ary azo amboarina tsara ny zavatra : tovonana na anesorana araka izay ilaina hahavanonany. [1.377] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |