| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tovovavy | 
| Singan-teny | 2tovo, 3vavy | 
| Sokajin-teny | 4 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Vehivavy tsy mbola manambady, nefa ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin' izay ny tovovavy rehetra mitady zaza dia efa mivory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 an unmarried young woman [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 jeune femme célibataire [1.8] | 
| Ohatra | 
8 Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. 
[2.5] 
 | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 | 
 |